-
Asan’ny Apostoly 7:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia namaly i Stefana hoe: “Ry rahalahy sy ianareo raiamandreny, henoy aho. Niseho tamin’i Abrahama razambentsika ilay Andriamanitry ny voninahitra, tamin’izy tany Mezopotamia, talohan’ny nipetrahany tany Harana.+
-