Eksodosy 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mbola hahatonga loza iray amin’i Farao sy Ejipta aho, ka aorian’izay izy vao handefa anareo hiala eto.+ Rehefa handefa anareo izy, dia tena horoahiny tanteraka hiala eto ianareo.+
11 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mbola hahatonga loza iray amin’i Farao sy Ejipta aho, ka aorian’izay izy vao handefa anareo hiala eto.+ Rehefa handefa anareo izy, dia tena horoahiny tanteraka hiala eto ianareo.+