FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Amin’izay izy ireo dia tsy hanao sorona intsony ho an’ireo demonia miendrika osy,*+ izay notompoiny.*+ Fitsipika tokony harahinareo foana izany, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby.”’

  • Ezekiela 23:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nivaro-tena foana izy, hoatran’ny efa fanaony tany Ejipta. Nanao firaisana taminy mantsy ireny tamin’izy mbola tanora. Nanafosafo ny tratrany koa ireny tamin’izy mbola virjiny, sady nanaram-po nanao firaisana* taminy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara