Eksodosy 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Efa hitanareo ny nataoko tamin’ny Ejipsianina,+ mba hitondrana anareo tamin’ny elatry ny voromahery sy hitarihana anareo ho atỳ amiko.+ Deoteronomia 32:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoatr’izany no nitarihan’i Jehovah azy,* ary izy irery no nitarika azy,+Fa tsy nisy andriamani-kafa niaraka taminy.+
4 ‘Efa hitanareo ny nataoko tamin’ny Ejipsianina,+ mba hitondrana anareo tamin’ny elatry ny voromahery sy hitarihana anareo ho atỳ amiko.+
12 Dia hoatr’izany no nitarihan’i Jehovah azy,* ary izy irery no nitarika azy,+Fa tsy nisy andriamani-kafa niaraka taminy.+