-
Deoteronomia 6:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tandremo anefa sao hadinoinao i Jehovah,+ ilay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny toerana nanandevozana anao.
-