-
Levitikosy 19:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ilazao ny vahoaka manontolo, dia ny Israelita hoe: ‘Tokony ho masina ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+
-
-
Isaia 6:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary niteny mafy tamin’ny iray ny anankiray hoe:
“Masina, masina, masina i Jehovah Tompon’ny tafika!+
Feno ny voninahiny ny tany manontolo.”
-