FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:49, 50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Vitan’ny Israelita àry ny nizarazara an’ilay tany araka ny sisin-taniny avy, mba ho lovan’izy ireo. Dia nomen’izy ireo lova tao amin’ny taniny i Josoa zanak’i Nona. 50 Araka ny baikon’i Jehovah, dia nomen’izy ireo azy ilay tanàna nangatahiny, izany hoe i Timnata-sera+ izay any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. Dia nanorina an’ilay tanàna izy ka nipetraka tao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara