-
Genesisy 17:9-11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy koa Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Fa ianao indray, tokony hanaja ny fifanekena ataoko aminao ianao sy ny taranakao ary ny taranany rehetra mifandimby. 10 Izao no fifanekena ataoko aminao, ka tokony hohajainao sy ny taranakao handimby anao: Tsy maintsy forana ny lahy rehetra eo aminareo.+ 11 Tsy maintsy forana ianareo. Izany no ho famantarana an’ilay fifanekena ataoko aminareo.+
-