8 Rehefa voafora ilay firenena manontolo, dia mbola nijanona tany amin’izay nisy azy tao an-toby mandra-pahasitrany.
9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Androany no nesoriko taminareo ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.” Nantsoina hoe Gilgala+ àry ny anaran’izany toerana izany hatramin’izao.