-
Mpitsara 7:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ary naniraka olona eran’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima i Gideona mba hilaza hoe: “Midìna mba hanafika ny Midianina, ka sakano ny lalana fiampitana ny ranon’i Beti-bara sy ny Reniranon’i Jordana.” Koa niaraka ny lehilahy efraimita rehetra, dia nosakanany ny lalana fiampitana ny ranon’i Beti-bara sy ny Reniranon’i Jordana.
-