Mpitsara 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa i Sisera kosa nandositra nankany amin’ny tranolain’i Jaela+ vadin’i Hebera+ Kenita, satria nihavana tsara i Jabina+ mpanjakan’i Hazora sy ny fianakavian’i Hebera Kenita.
17 Fa i Sisera kosa nandositra nankany amin’ny tranolain’i Jaela+ vadin’i Hebera+ Kenita, satria nihavana tsara i Jabina+ mpanjakan’i Hazora sy ny fianakavian’i Hebera Kenita.