-
Deoteronomia 32:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nampisafoaka Azy izy ireo satria nivavaka tamin’ny andriamani-kafa,+
Ary nampahatezitra Azy tamin’ny zava-maharikoriko.+
17 Nanao sorona ho an’ny demonia, fa tsy ho an’Andriamanitra, izy ireo,+
Ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,
Andriamanitra vaovao izay niseho vao haingana,
Sady tsy fantatry ny razambenareo.
-