Mpitsara 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary efa tsy niaraka tamin’ny Kenita+ taranak’i Hobaba intsony i Hebera Kenita. Rafozandahin’i Mosesy+ io Hobaba io. Teo akaikin’ilay hazobe tao Zananima any Kedesy i Hebera no nanangana ny tranolainy.
11 Ary efa tsy niaraka tamin’ny Kenita+ taranak’i Hobaba intsony i Hebera Kenita. Rafozandahin’i Mosesy+ io Hobaba io. Teo akaikin’ilay hazobe tao Zananima any Kedesy i Hebera no nanangana ny tranolainy.