-
Mpitsara 4:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary hoy i Sisera taminy: “Mba omeo rano kely aho azafady, fa mangetaheta.” Dia nanokatra siny hoditra fasiana ronono i Jaela, ary nomeny ronono izy hosotroiny.+ Dia norakofan’i Jaela indray izy avy eo.
-