-
Mpitsara 4:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary nataon’i Jehovah nifanaritaka,+ teo anoloan’ny sabatr’i Baraka, i Sisera sy ny kalesy rehetra fitondrany miady ary ny miaramilany rehetra. Dia nidina niala tamin’ny kalesiny i Sisera tamin’ny farany, ka lasa nandositra. 16 Dia nenjehin’i Baraka hatrany Harosetan’ireo firenena* ireo kalesy fitondra miady sy ny miaramila. Matin’ny sabatra daholo ny miaramilan’i Sisera, ka tsy nisy niangana na iray aza.+
-