-
Mpitsara 6:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Ary naniraka olona nankany amin’izay rehetra anisan’ny fokon’i Manase izy, dia nankany aminy koa ireo mba hanohana azy. Naniraka olona nankany amin’ny fokon’i Asera sy Zebolona ary Naftaly koa i Gideona, ka tonga nitsena azy izy ireo.
-