-
Mpitsara 8:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary tonga teo amin’ny Reniranon’i Jordana i Gideona, dia niampita teo. Efa reraka izy sy ireo 300 lahy niaraka taminy, nefa mbola nanenjika ny fahavalony ihany.
-