Mpitsara 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Be dia be hoatran’ny andiam-balala ny Midianina sy ny Amalekita ary ny Tatsinanana,+ ka rakotra azy ireo ilay tany lemaka. Tsy voaisa ny ramevany,+ fa maro be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.
12 Be dia be hoatran’ny andiam-balala ny Midianina sy ny Amalekita ary ny Tatsinanana,+ ka rakotra azy ireo ilay tany lemaka. Tsy voaisa ny ramevany,+ fa maro be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.