-
Mpitsara 8:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Niteny tamin’ireo lehilahy tao Sokota àry izy hoe: “Mba omeo mofo ny olona miaraka amiko fa reraka! Izaho mantsy manenjika an’i Zebaha sy Zalmona, mpanjakan’ny Midianina!” 6 Fa hoy ireo andrianan’i Sokota: “Fa maninona izahay no tokony hanome mofo ho an’ny miaramilanao? Efa azonao angaha i Zebaha sy Zalmona?”
-