Mpitsara 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray anefa ny Israelita,+ ka navelan’i Jehovah ho resin’ny Midianina izy ireo nandritra ny fito taona.+
6 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray anefa ny Israelita,+ ka navelan’i Jehovah ho resin’ny Midianina izy ireo nandritra ny fito taona.+