FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra mitovy endrika aminy ny olona.+

  • Mpitsara 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nankany an-tranon-drainy tany Ofra+ izy avy eo, dia novonoiny teo ambony vato iray ireo rahalahiny+ 70, zanak’i Jerobala. I Jotama faralahin’i Jerobala ihany sisa no velona, satria niafina izy.

  • Mpitsara 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Navelany hitranga izany mba ho valin’ny herisetra natao tamin’izy 70 lahy zanak’i Jerobala. Amin’izay dia ho tompon’andraikitra amin’ny nahafatesan’izy ireo i Abimeleka+ sy ireo mpitarika tao Sekema. I Abimeleka mantsy no namono an’ireo rahalahiny ireo, ary nanampy azy tamin’izany ny mpitarika tao Sekema.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara