-
Mpitsara 10:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia nifampiresaka ny olona sy ny andrianan’i Gileada hoe: “Iza no hitarika antsika rehefa hiady amin’ny Amonita isika?+ Izany lehilahy izany no hataontsika mpitarika ny mponina rehetra eto Gileada.”
-