Nehemia 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Nomenao fanjakana sy firenena izy ireo ka nozarazarainao ireny.+ Dia nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ sy ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.
22 “Nomenao fanjakana sy firenena izy ireo ka nozarazarainao ireny.+ Dia nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ sy ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.