-
Nomery 33:53Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
53 Ary alaivo ho anareo ilay tany, dia mipetraha ao. Tena homeko ho fanananareo mantsy io tany io.+
-
-
Deoteronomia 9:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tsy hoe satria manao ny marina ianao na hoe mahitsy fo, dia hiditra ao amin’ny tanin’izy ireo sy haka an’ilay izy ho anao. Fa noho ireo firenena ireo ratsy fanahy no antony handroahan’i Jehovah Andriamanitrao azy eo alohanao.+ Tian’i Jehovah hotanterahina koa ilay fianianany tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ razambenao.
-