24 Raha vao nosarahi-nono ilay zaza, dia nentiny niakatra tany Silo, niaraka tamin’ny ombilahy telo taona sy lafarinina iray efaha ary divay eran’ny siny lehibe.+ Dia nankao an-tranon’i Jehovah tao Silo+ izy, ary nentiny niaraka taminy ilay zazalahikely.