FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Andao hanaraka ahy, fa efa nataon’i Jehovah resinareo ny Moabita fahavalonareo.” Dia nanaraka azy ny Israelita. Nankeny amin’ireo toerana fiampitana ny Reniranon’i Jordana izy ireo, mba hisakana ny Moabita tsy hiampita teo.

  • Mpitsara 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary naniraka olona eran’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima i Gideona mba hilaza hoe: “Midìna mba hanafika ny Midianina, ka sakano ny lalana fiampitana ny ranon’i Beti-bara sy ny Reniranon’i Jordana.” Koa niaraka ny lehilahy efraimita rehetra, dia nosakanany ny lalana fiampitana ny ranon’i Beti-bara sy ny Reniranon’i Jordana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara