-
Levitikosy 11:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “‘Maloto aminareo izay biby tsy mandinika sady mivaky kitro nefa tsy misaraka tsara ny kitrony. Haloto izay mikasika azy.+ 27 Izay biby rehetra mandeha amin’ny faladiany,* ka anisan’ny zavamananaina mandeha tongotra efatra, dia maloto aminareo. Haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatin’ireny.
-