FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ianareo efa mba mankatỳ amin’ny mpanomponareo ihany, ka aleo aho mba haka mofo hohaninareo, mba hampody aina anareo.* Dia mahazo mandeha ianareo avy eo.” Dia hoy izy ireo: “Hay! Ataovy àry e!”

  • Genesisy 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Avy eo dia nihazakazaka nankany amin’ny andian’omby i Abrahama, ka nifidy omby mbola vantony sady tsara. Dia nomeny ny mpanompo ilay izy, ka lasa haingana ilay mpanompo nikarakara an’ilay izy.

  • Mpitsara 6:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aza miala eto, azafady, mandra-piveriko, fa handeha haka fanomezana aho mba hoentiko eto aminao.”+ Dia hoy izy: “Hijanona eto aho mandra-piverinao.” 19 Ary lasa i Gideona, ka nahandro zanak’osy sy nanamboatra mofo tsy misy lalivay tamin’ny lafarinina iray efaha.*+ Dia nataony tao anaty harona ny hena, ary nataony tao anaty vilany ny ron-kena. Dia nentiny tany amin’ilay anjely izany ka narosony azy, teo ambanin’ilay hazobe.

  • Hebreo 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara