-
Mpitsara 14:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia hoy izy:
“Avy tao amin’ny mpihinana no nivoahan’ny zavatra azo hanina,
Ary avy tao amin’ny matanjaka no nivoahan’ny mamy.”+
Tsy hitan’izy ireo anefa ny valin’ilay ankamantatra, nandritra ny telo andro.
-