-
Mpitsara 14:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary tamin’ny andro fahefatra, dia hoy izy ireo tamin’ny vadin’i Samsona: “Fetseo ny vadinao+ mba hilazany amintsika ny valin’ilay ankamantatra. Raha tsy izany, dia hodoranay ianao sy ny ankohonan-drainao. Ny haka ny fanananay ve izany no antony nanasanareo anay?”
-