-
Mpitsara 14:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia nitomany teo amin’i Samsona ny vadiny, sady niteny hoe: “Halanao mihitsy aho fa tsy tianao akory.+ Efa nanao ankamantatra tamin’ny fireneko ianao, nefa tsy nolazainao tamiko ny valiny.” Fa hoy i Samsona taminy: “Na ny dada sy mamako aza tsy nilazako an’ilay izy, dia ianao indray ve no hilazako an’ilay izy?”
-