-
Mpitsara 16:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia hoy i Samsona: “Raha fatorana amin’ny tady* fito mbola tsy nohamainina aho, dia halemy hoatran’ny olon-drehetra ihany.”
-
-
Mpitsara 16:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia hoy i Samsona: “Raha fatorana amin’ny tady vaovao mbola tsy nampiasaina aho, dia halemy hoatran’ny olon-drehetra ihany.”
-
-
Mpitsara 16:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Taorian’izay, dia hoy i Delila tamin’i Samsona: “Mbola namitaka ahy foana ianao hatramin’izao, sady nandainga tamiko.+ Lazao ahy moa izay azo amatorana anao e!” Dia hoy i Samsona: “Mila tenominao miaraka amin’ny kofehy atao tenany ny randrana fito eo amin’ny lohako.”
-