-
Mpitsara 13:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Fa niteny tamiko izy hoe: ‘Hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy. Dia aza misotro divay na zava-pisotro hafa misy alkaola, ary aza mihinana zavatra tsy madio. Ho Nazirita ho an’Andriamanitra mantsy ilay zaza raha vao teraka* ka mandra-pahafatiny.’”
-