-
Mpitsara 15:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nandeha nisambotra amboadia 300 àry i Samsona, ary naka fanilo be dia be. Dia nataony nifamatotra tsiroaroa ny rambon’ireo amboadia ireo, ka nasiany fanilo iray teo anelanelan’ny rambo roa. 5 Ary nampirehetiny ny fanilo, dia nalefany hankeny an-tanimbolin’ny Filistinina ireo amboadia. Dia nodoran’i Samsona daholo ireo vokatra efa vita amboara, sy ny voly teny an-tsaha, sy ny tanimboaloboka, ary ny sahan’oliva.
-