Mpitsara 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’izany fotoana izany, dia nisy lehilahy atao hoe Manoa+ tany Zora.+ Anisan’ny fianakavian’ny Danita+ izy, ary momba ny vadiny ka tsy nanan-janaka izy.+
2 Tamin’izany fotoana izany, dia nisy lehilahy atao hoe Manoa+ tany Zora.+ Anisan’ny fianakavian’ny Danita+ izy, ary momba ny vadiny ka tsy nanan-janaka izy.+