FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 “Alaivo ny Levita mba ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny Israelita, ary ny biby fiompin’ny Levita ho solon’ny biby fiompin’izy ireo. Dia ho ahy ny Levita. Izaho no Jehovah.

  • Josoa 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Efa nomen’i Mosesy an’ireo foko roa hafa sy ny antsasaky ny fokon’i Manase ny lovan’izy ireo, teny ampitan’ny* Reniranon’i Jordana.+ Tsy nomeny lova teo amin’izy ireo kosa ny Levita.+

  • Josoa 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy homena anjara eo aminareo anefa ny Levita,+ satria ny asa fisoronana naorin’i Jehovah no lovan’izy ireo.+ I Gada sy Robena ary ny antsasaky ny fokon’i Manase+ koa efa naka ny lovany teny ampita atsinanan’i Jordana, izay nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara