FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:47, 48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Kely loatra ho an’i Dana anefa ny faritry ny taniny.+ Niakatra hiady tamin’i Lesema+ àry izy ireo. Dia azony izy io ary nasiany tamin’ny sabatra ny mponina tao. Ary naka an’ilay tanàna ho fananany izy ireo ka nipetraka tao. Dia novan’izy ireo hoe Dana, hoatran’ny anaran’i Dana razambeny,+ ny anaran’i Lesema. 48 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Dana, araka ny fianakaviany avy. Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.

  • Mpitsara 1:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tsy afaka niala tany amin’ny faritra be tendrombohitra ny taranak’i Dana, satria tsy navelan’ny Amorita nidina teny amin’ny tany lemaka.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara