FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nandeha àry izy dimy lahy ka tonga tany Laisy.+ Dia hitan’izy ireo fa nahavita tena hoatran’ny Sidonianina ny mponina tao. Nilamina izy ireo sady tsy nanana ahiahy,+ ary tsy nisy fahavalo tonga nampijaly azy tao amin’ilay tany. Lavitra an’ireo Sidonianina izy ireo, sady tsy nifandray tamin’iza na iza.

  • Mpitsara 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hahita olona tsy manana ahiahy ianareo rehefa tonga any.+ Midadasika be koa ilay tany. Hataon’Andriamanitra resinareo ilay izy, ary misy ao daholo ny zava-drehetra etỳ ambonin’ny tany.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara