-
Mpitsara 19:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Ary hoy izay rehetra nahita izany: “Mbola tsy nisy hoatr’izao mihitsy sady mbola tsy fahita izao, hatramin’izay niakaran’ny Israelita avy tany Ejipta ka hatramin’izao. Eritrereto tsara izany, ary miaraha midinika+ dia lazao anay izay tokony hatao.”
-