FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 19:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Raha mbola nifalifaly teo izy ireo, dia tonga nanodidina an’ilay trano ny jiolahim-boto sasany tao an-tanàna. Dia nodondonin’izy ireo mafy be ny varavarana, sady hoy foana izy ireo tamin’ilay zokiolona tompon-trano: “Avoahy atỳ ilay lehilahy nankao an-tranonao iny mba hanaovanay firaisana.”+

  • Mpitsara 19:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tsy nety nihaino an’ilay zokiolona anefa ireo lehilahy ireo. Dia nalain’ilay lehilahy ilay vadikeliny+ ka navoakany tany amin’izy ireo. Ary naolan’izy ireo sy nanamparany ny filan-dratsiny ilay vehivavy nandritra ny alina mandra-paharainan’ny andro. Dia nalefan’izy ireo izy rehefa nangiran-dratsy ny andro.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara