-
Mpitsara 20:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia nivoaka hiady tamin’ny Benjaminita ny lehilahy israelita, ka nilahatra hiady tamin’izy ireo tao Gibea.
-
-
Mpitsara 20:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Nisikina herim-po anefa ny miaramila israelita, ka nilahatra hiady tamin’izy ireo indray teo amin’ilay toerana niadiany tamin’ny andro voalohany.
-