-
Mpitsara 21:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia hoy izy ireo: “Iza tamin’ny fokon’ny Israely no tsy niakatra teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa?”+ Ary hitan’izy ireo fa tsy nisy tonga tao amin’ilay toby nisy ny fiangonana, ny olona avy any Jabesi-gileada.
-
-
Mpitsara 21:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Nahita zazavavy 400 mbola virjiny anefa izy ireo teo amin’ny mponin’i Jabesi-gileada. Mbola tsy nanao firaisana tamin’ny lehilahy mihitsy ireo zazavavy ireo. Dia nentiny tao an-toby tany Silo,+ tany amin’ny tany Kanana, izy ireo.
-