Mpitsara 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Navelan’i Jehovah ho resin’i Jabina mpanjakan’i Kanana àry izy ireo.+ Tao Hazora i Jabina no nanjaka, ary i Sisera no lehiben’ny tafiny. Tao Harosetan’ireo firenena* kosa i Sisera no nipetraka.+
2 Navelan’i Jehovah ho resin’i Jabina mpanjakan’i Kanana àry izy ireo.+ Tao Hazora i Jabina no nanjaka, ary i Sisera no lehiben’ny tafiny. Tao Harosetan’ireo firenena* kosa i Sisera no nipetraka.+