-
Mpitsara 1:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Azon’ny fokon’i Joda koa i Gaza+ sy ny faritra manodidina azy, Askelona+ sy ny faritra manodidina azy, ary Ekrona+ sy ny faritra manodidina azy. 19 Nampian’i Jehovah ny fokon’i Joda, ka azon’izy ireo ny faritra be tendrombohitra. Tsy vitan’izy ireo anefa ny nandroaka ny olona nipetraka teny amin’ny tany lemaka,* satria nanana kalesin’ady misy lelan’antsy* izy ireny.+
-