-
Rota 1:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Maty i Elimeleka vadin’i Naomy rehefa nandeha ny fotoana, ka i Naomy sy ny zanany roa lahy sisa no tavela.
-
-
Rota 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary maty koa i Malona sy Kiliona, dia i Naomy sisa no tavela, fa tsy teo intsony ny vadiny sy ny zanany roa lahy.
-