Rota 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nitsimpona teny akaikin’ny ankizivavy mpanompon’i Boaza i Rota, mandra-pahatapitry ny fijinjana vary orza+ sy varimbazaha. Ary niara-nipetraka tamin’ny rafozambaviny foana izy.+
23 Dia nitsimpona teny akaikin’ny ankizivavy mpanompon’i Boaza i Rota, mandra-pahatapitry ny fijinjana vary orza+ sy varimbazaha. Ary niara-nipetraka tamin’ny rafozambaviny foana izy.+