Rota 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Elimeleka* no anaran’ilay lehilahy, Naomy* no anaran’ny vadiny, ary Malona* sy Kiliona* no anaran’ny zanany. Efratita avy any Betlehema any Joda izy ireo, ary tonga tany amin’ny faritr’i Moaba ka nijanona tany.
2 Elimeleka* no anaran’ilay lehilahy, Naomy* no anaran’ny vadiny, ary Malona* sy Kiliona* no anaran’ny zanany. Efratita avy any Betlehema any Joda izy ireo, ary tonga tany amin’ny faritr’i Moaba ka nijanona tany.