-
Rota 1:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Maty i Elimeleka vadin’i Naomy rehefa nandeha ny fotoana, ka i Naomy sy ny zanany roa lahy sisa no tavela. 4 Tatỳ aoriana, dia nanambady vehivavy moabita izy roa lahy. Orpa no anaran’ny iray, ary Rota+ no anaran’ny iray. Dia nijanona tany folo taona teo ho eo izy ireo.
-