-
Rota 2:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hoy i Rota Moabita tamin’i Naomy: “Aleo aho mba ho any an-tsaha hitsimpona+ ny salohim-bary avelan’izay olona miantra ahy.” Dia hoy i Naomy: “Mandehana, anaka!”
-