-
Rota 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Jereo foana hoe aiza ry zareo no mijinja dia miaraha aminy. Efa nandidy an’ireo ankizilahy aho mba tsy hanadala* anao. Efa nantsaka rano koa ry zareo dia nataony ao amin’iretsy siny iretsy. Mankanesa eny rehefa mangetaheta.”
-